Go to full page →

Asa Ombam-Pifaliana FK 203

Asa ombam-pifaliana ny fanokafana ny Soratra Masian ho an‘ny hafa. - TFC, b. 9, t. 118. FK 203.1

Sokafy ho an‘olona iray izay ao anaty haizina ny Soratra Masina dia tsy hitaraina intsony ianao hoe manasatra na tsy mahaliana ny fanambarana ny fahamarinana. Hifoha ny fonao ka hahatsapa fitsinjovana ny fanahin’hafa, hisy fifaliana hameno ny fonao noho ireo vokatry ny finoana, ary ho fantatrao fa “ izay mandena dia mba holemana kosa” - Ohab. 11:25b. - RH, 13 Mar. 1888 FK 203.2