Go to full page →

Famandrihana Mialoha FK 212

Azon‘ireo rahavavy atao ny miasa amim-pahombiazana amin’alalan‘ny famandrihana mialoha ireo gazetibokintsika, amin’izany dia hitondra fahazavana ho an‘ny fanahy maro izy ireo. - RH, 10 Jona 1880. FK 212.3

Manana fahafahana betsaka isika ankehitriny hanapariahana ny fahamarinana; kanefa ny mambra dia tsy mampiasa ny tombontsoa izay omena azy. Any amin‘ny fiangonana dia tsy tsapapan‘izy ireo ny maha-ilaina ny fampiasany ny fahaizamanaony mba hamonjena fanahy. Tsy azon‘izy ireo antsaina ny andraikiny eo amin‘ny famandrihana mialoha ireo gazetibokintsika, mbamin‘ireo gazetintsika ara-pahasalamana, ary ny hanaparitaka ny boky sy traktantsika. - TFC, b. 4, t. 391. FK 212.4