Go to full page →

Mifidy Teny Filamatra FK 293

Ary hitako i Satana nametraka lohahevitra lehibe teo antokonan’ ireo izay milaza fa olom-boafidin’Andriamanitra; fa ireo izay mandeha amin’ny fahazavana kosa dia tokony hahay hanavaka ny fahasamihafan’ny ranomaintin’ny fahavalo, sy ny soratry ny ran’i Jesôsy Kristy. - TFC, b. 4, t. 200. FK 293.1