Go to full page →

Teny Fikasana Mampahery FK 301

Hotsarovan’Andriamanitra ireo izay nivory sy nisaintsaina ny anarany, ka hanafaka azy ireo amin’ny afon’ny fitsapana lehibe Izy. Ho tahaka ny firavaka sarobidy eo imasony ireny. - TFC, b. 4, t. 107 . FK 301.1