Go to full page →

Fikirizana FK 321

Tsy maintsy maneho fahavitrihana sy fikirizana ao amin’ny asa fahazoana fanahy ireo manompo an’Andriamanitra. Tsarovy fa misy ireo ho levona raha tsy manao asa ombampaharesen-dahatra amin’ny maha-fitaovana fiasana eo ampelatanan’Andriamanitra antsika isika ka tsy ho kivy ary tsy ho ketraka. - TFC, b. 6, t. 418. FK 321.6

Misy asa lehibe nomeny hataontsika. Andeha isika hanao izany amim-panoloran-tena sy amim-pikirizana. Andeha isika haneho eo amin’ny fiainantsika izay efa nataon’ny fahamarinana ho antsika. - TFC, b. 6, t. 418. FK 322.1