Go to full page →

Tanora Tsotra I Timoty Rehefa Nofidina FK 42

Hitan’i Paoly fa mahatoky i Timoty, mazoto ary marin-toetra, koa nifidy azy ho mpiara-miasa sy ho mpiara-dia taminy izy. Novalian-tsoa ireo izay nampianatra an’i Timoty tamin’fahazazany raha nahita ny zanaka nokolokoloiny mfamatotra akaiky tamin’ilay Apostoly lehibe. Mbola tanora dia tanora i Timoty raha nofidin’Andriamanitra ho mpampianatra, nefa tsara orina indrindra ny foto-kevitra nananany noho ny fanabeazana noraisiny tamin’fahazazany, ka afaka nandray ny toerany amin’maha-mpanampy an’i Paoly azy izy. Ary na dia tanora aza izy, dia tsy nampiova ny fahatsoram-pony ny andraikitra lehibe nankinina taminy - VM, t. 181 . FK 42.3