Go to full page →

Fitsiriritana FK 55

Kanefa ny sasany dia mandà ny hiova fo. Tsy vonona ny handeha amin’lalan’Andriamanitra izy ireo, ary rehefa atao ny antso ho amin’fanatitra an-tsitrapo mba hampandrosoana ny asan’Andriamanitra, ny sasany dia mifikitra amim-pitiavan-tena amin’ireo fananany eto an-tany. Manjary tafasaraka amin’fiombonan’mpino ireo tia tena mpitsiritra ireo. - TFC, b. 9, t. 126. FK 55.2