Go to full page →

Tranon’Areti-Mandringana Izao Tontolo Izao FK 73

Mirehareha ny amin’fandrosoana mahagaga sy ny fahazavany ny olona ao anatin’fahajambany; kanefa ny mpiambina avy any an-danitra dia mahita ny tany feno fahalovana sy herisetra. Noho ny fahotana, ny rivo-piainana eto amin’ity tontolontsika ity dia lasa tahaka ny rivo-piainana ao amin’tranon’areti-mandringana. - TFC, b. 6, tt. 10,11. FK 73.1