Go to full page →

Tokony Hitaiza Ny Tenany Ny Mambran’ny Fiangonana FK 87

Tsy maintsy miasa ny mambran‘ny fiangonana; tsy maintsy mitaiza ny tenany, miezaka ny hahatratra ny fenitra avo napetraka eo anoloany. Ary amin‘izany no hanampian‘ny Tompo azy ireo hahatratra izany raha miara-miasa Aminy izy ireo. - TFC, b. 9, t. 140. FK 87.2

Aza manary fotoana kely akory azo hararaotina hanitarantsaina hanaovana ny asan’Andriamanitra. - HF, t. 289 . FK 87.3