Go to full page →

Ampirisihina Ny Toe-Tsaina Misiônera FK 92

Mila ny fikasihan’Andriamanitra ny mpampianatra sy ny mpianatra ao amin’sekolintsika. Afaka manao be lavitra ho azy ireo noho ny nataony tamin’lasa Andriamanitra satria tamin’lasa dia voafetra ny lalany. Raha ampirisihina ny toe-tsaina misiônera, na dia mila ora maromaro ivelan’fianarana ara-dalàna aza izany, dia ho betsaka ny fitahiana omena avy any An-danitra, finoana sy hafanam-po ara-panahy bebe kokoa no omena, betsaka kokoa ny zavatra izay hataon’ Andriamanitra. - CTFC, t. 546. FK 92.2