Go to full page →

Dingana Voalohany Amin’ny Fandaminana Fiangonana FK 103

Tamin’nandraisana ny roa ambin’folo lahv no nanaovana ny dingana voalohany teo amin’fandaminana ny fiangonana izay hiandraikitra ny asan’i Kristy teto an-tany taorian’fiakarany tany an-danitra. FK 103.2

Môdelin’ny Fandaminana Fiangonana FK 103.3

Ny fandaminana tao Jerosalema dia natao ho ohatra amin’fandaminana ny fiangonana eo amin’toerana hafa rehetra hahazoan’ireo mpitondra hafatry ny fahamarinana, olona niova fo ho amin‘ny filazantsara (...). FK 103.4

Taty aoriana, teo amin‘ny tantaran’fiangonana voalohany, rehefa nivondrona ho fiangonana ireo antokon’mino maro teo amin’faritra samy hafa eto amin’izao tontolo izao, dia nohatsaraina indray ny fandaminana ny fiangonana, mba hilamina sy hirindra hatrany ny asa. Namporisihina ny mambra tsirairay hanao tsara ny anjarany. Samy tokony hampiasa tsara ny talenta nankinina taminy ny tsirairay. - VM, tt. 82, 83. FK 103.5