Go to full page →

Mandehana Eny Amin’ny Olona FK 171

Tsy tokony hiandry ny fanahy hanatona antsika isika, tsy maintsy mitady azy any amin’izay misy azy isika. Vao fanombohana ny asa ihany ny fitoriana ny teny avy eny ambony polipitra. Misy vahoaka sesehena izay tsy ho tratry ny filazantsara raha tsy entina eo aminy izany. - HF, t. 196. FK 171.1

Ny iraka momba ny filazantsara no dinam-pitoriana lehibe eo amin’fanjakan’i Kristy. Natao hiasa amin-kafanam-po ho an’ fanahy ny mpianatra, ka hanolotra ny antson’famindram-po ho an’rehetra. Tsy tokony hiandry ny olona hanatona azy izy; tokony ho any amin’olona izy miaraka amin’hafatra nampitondraina azy. - VM, t. 27. FK 171.2