Go to full page →

Mihazona Ny Fahamarinana Miabo FK 178

Mazàna, rehefa mikatsaka ny fahamariana ho an‘izao vaninandro izao ianao, dia hahita fanoherana; kanefa raha fandresen-dahatra no entinao miatrika izany dia vao mainka hampirongatra azy izany, ka tokony tsy hataonao mihitsy. Hazòny izay miabo. Misy anjelin’ Andriamanitra mijery anao sy mahay fomba handresena ireo fanoherana izay tsy tianao hifandaharana ireo. Aza mijanona amin‘ izay hevitra miiba mipoitra fa angony ao an-tsainao ireo fahamarianana miabo ka ataovy vita sokitra ao izany amin‘ny alalan‘ny vavaka mafana bebe kokoa sy fanoloram-po. - TFC, b. 9, tt 147, 148. FK 178.1