Go to full page →

Mahazo ny Fahombiazana HAT 182

Amin’ity asa ity, tahaka ny any amin’ny hafa rehetra, dia amin’ny fiasana ihany no ahazoana ny fahaizana. Amin’ny alalan’ny fanofanana eo amin’ireo adidy andavanandro eo amin’ny fiainana sy ny asa fanompoana ho an’ireo ory sy mijaly no ahazoana antoka ny fahombiazana. - Ed, t. 268. HAT 182.2