Go to full page →

Famantarana ny Asan’ny Famindrampo ao am-Po HAT 264

Ny fanetren-tena, ny fahafoizan-tena, ny fiantrana ary ny fahatokiana amin’ny famerenana ny ampahany masina dia samy mampiseho ny asan’ny famindrampon’Andriamanitra ao am-po. — Counsels on Healtht, 590 . HAT 264.3