Go to full page →

Fahatsorana Mendrika HAT 276

Tokony ho hita eny amin’ny fihetsika ivelany sy ny momba azy, dia eo amin’ireo izay manaiky ny fahamarinan’ny Tompo, ny fahatsorana mendrika sy ny fahadiovana. Meloka indrindra isika amin’ny fandanilaniana tsy misy antony amin’ny fitafiana sy ny fihaingoana tsy masina rehetra. Indrisy fa ataony tsinontsinona ny asan’Andriamanitra mba hahatanteraka ny avonavony sy ny fireharehany. - TFC, b.1, t. 189. HAT 276.1