Go to full page →

Sary Tafahoatra HAT 279

Feno ny fitiavan-tena ny fon’ny tanora. Toy ny mpanao sary hosodoko: tsy sasatra ny mijery ny sary novokariny izy, ary tsy afa-po mihitsy fa arakaraka ny andinihany izany no hahitany tsikera ka hanavaozany izany. Vokatr’izay, lany ny volan’Andriamanitra, inona no tombontsoa azo avy amin’izany? — TFC, b. 1, t. 500. HAT 279.3