Go to full page →

Toko 152 — Ny Fanambadiana Aloha Loatra HAT 397

Ny ankizilahy sy ny ankizivavy dia miditra amin’ny fifandraisana eo amin’ny fanambadiana miaraka amin’ny fitiavana mbola tsy matoy, fomba fijery tsy matotra, tsy misy fihetseham-po ambony sy mendri-kaja, ary mandray ny voadin’ny fanambadiana, teo ambany fitarihan’ny firehetam-pon-jaza tanteraka (...) — MYP 452.1. HAT 397.2