Go to full page →

Fahafatesana Mialoha ny Fahafaham-Baraka HAT 62

Fidio ny fahantrana, ny fanomezan-tsiny, ny fisarahana amin’ny namana, na izay mety ho fahoriana, toy izay handoto ny fanahy amin’ny ota. Aleo maty toy izay fahafaham-baraka na fandikana ny didin’Andriamanitra, izany no tokony ho teny baikon’ny Kristianina tsirairay. - TFC, b. 5, t. 147. HAT 62.2