Go to full page →

Tsy Misy Fatorana Mamatotra amin’ny Tany TF 65

Tsy maintsy hitarina misimisy kokoanyasan’Andriamanitra, ary raha manaraka ny toroheviny ny vahoakany, dia tsy ho maro loatra ny harena eo am-pelatanan’izy ireo izay holevonina amin’ny afo farany. Hametraka ny hareny any amin’izay tsy misy kalalao na harafesina manimba ny rehetra; ary tsy hanana fatorana izay mamatotra azy amin’ny tany ny fo. - 1T 197. TF 65.2