Go to full page →

Tsy Lalàna Hentitra TF 80

Hisy olona sasany hilaza fa iray amin’ireo lalàna hentitra mifehy ny Hebreo izany. Tsy enta-mavesatra anefa io ho an’ny fo izay tia an’Andriamanitra. Rehefa nihanatanjaka noho ny fihazonana izay an’Andriamanitra ny toetrany tia tena, izay vao tsy hitan’ny olona intsony ireo zava-misy mandrakizay, ka nomeny lanja mihoatra noho ny fanahy ireo harenany eto an-tany. - 3T 396. TF 80.1