Go to full page →

Resaka Azo Tsapain-Tanana TF 121

Tokony hisy akony azo tsapain-tanana eo amin’ny vahoakan’ Andriamanitra ny resaka momba ny fitantanana (...). Ny fampiharana ny fahalalahan-tanana dia hanome aim-panahy ho an’olona an’arivony izay milaza ny tenany ho mpampianatra ny fahamarinana, izay mitoloko ao anatin’ny haizina ankehitriny. Hanova azy ireo, avy amin’ny maha- mpivavaka amin’i Mamôna tia tena sy mpierina azy ireo, ho mpiara-miasa matotra sy mahatoky amin’i Kristy eo amin’ny famonjena ny mpanota izany. - 3T 387. TF 121.3