Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Fanompoana Kristianina

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Sekoly Fianarana Mahandro

    Nankinina tamiko ny hampirisika ny fanorenana sekoly fianarana mahandro any amin‘ireo toerana izay anatanterahana asa fitoriana amin‘ny alalan‘ny fitsaboana. Tokony hotanterahina aminy izay rehetra fomba afaka hitaona ny olona hanaraka ny fanavaozana. Aoka hisy fahazavana betsaka araka izay azo atao hamiratra amin‘izy ireo. Ampianaro azy ny fivoarana rehetra azony atao amin‘ny fikarakarana sakafo, ary ampirisiho izy ireo hizara amin‘ny hafa izay nianarany. - GW, tt. 362,363.FK 196.1

    Tokony hajoro ireo sekoly fianarana mahandro. Tokony hampianarina ny olona ny fomba fikarakarana sakafo mahasalama. Tokony haseho azy ireo ny ilana ny fialana amin‘ireo sakafo tsy ara-pahasalamana. Kanefa tsy tokony harovantsika na oviana na oviana ny fifadiana be fahatany. Azo atao ny manaraka fomba fisakafo mahasalama sy mahavelona nefa tsy ahitana dite (vazaha), kafe na hena. Tena zava-dehibe indrindra ny hampianatra ny olona fomba fikarakarana karazan-tsakafo sady mahasalama no matsiro. - TFC, b. 9, t. 112.FK 196.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents