Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Fanompoana Kristianina

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Maty Ao Amin’ny Fahadisoana Sy Ny Fahotana

    Ampahany betsaka amin’ireo izay mitambatra ao amin’fiangonantsika ankehitriny no maty ao amin’fahadisoany sy ny fahotany. Mondroso sy miverina tahaka ny varavarana eo amin’saviliny. Nandritra ny taona maro no nihainoany ny fahamarinana miezinezina indrindra izay nanetsiketsika ny fanahy, kanefa tsy nampihatra izany izy ireo. Noho izany dia mihakely mihakely hatrany ny fahatsapany ny hasarobidin’fahamarinana (...) Na dia toa manaiky ny toe-panahy araka an’Andriamanitra aza izy dia mandà ny heriny Raha mitoetra amin’izany toerana izany izy ireo dia holavin’Andriamanitra. Tsy sahaza azy ireo ny ho anisan’mambran’Ankohonany. - TFC, b. 6 tt. 426,427 .FK 60.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents