Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Ilay Fanantenana Lehibe

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Nolavina ny fahamarinana satria misy hazo fijaliana tafiditra ao

    Arakaraka ny maha-maivana ny lafiny ara-panahy amin’ny fampianarana izay aseho sy ny maha-kely ny fahafoizan-tena takiny, dia arakaraka izany no maha-lehibe ny fankasitrahana handray azy. Vonona i Satana hanatanteraka ny fanirian’ny fo, ka vola sandoky ny fitaka no asolony ny fahamarinana. Toy izany no nahazoan’ny fahefana papaly hery hangeja ny sain’ny olona. Ary amin’ny fandavany ny fahamarinana satria misy resaka hazo fijaliana ao amin’izany, dia mizotra amin’io lalana io koa ny Prôtestanta. Izay rehetra mikatsaka izay mampilamindamina ny fiainany sy ny tetika izay tsy hiavahany amin’izao tontolo izao, dia havela handray ny «sain-diso mahavery» (2 Pet. 2:1) ho toy ny fahamarinana. Izay tsiravina eo am-pahitana fitaka anankiray dia mety ho vonona handray fitaka hafa.IFL 25.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents