Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny asan’ny Sekoly Sabata

    Miantso ny tanora lahy sy vavy Andriamanitra mba hisikina ho amin’ny asa mafy mandritra ny androm-piainana amin-kafanam-po ao amin'ny asan’ny Sekoly Sabata (...) Te hanana mpampianatra ao amin’ny Sekoly Sabata izay hanompo amin’ny fony manontolo ny Tompo, izay hampitombo ny talentany amin’ny alalan’ny fampiasana izany sy ny fanatsarana izay zavatra efa hainy. - TSSW, t. 53.HAT 193.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents