Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 69 — Asa Mahafinaritra

    Nanome antsika ny fahazavana avy ao amin’ny Teniny ny amin’ny famindrampony sy ny fitiavany tsy manam-petra Andriamanitra, ary hoy i Kristy amintsika: «Nahazo maimaim-poana hianareo koa dia manomeza maimaim-poana.» Aoka ny fahazavana izay nomen’Andriamanitra anao hamirapiratra ao amin’ireo izay ao anatin’ny fahamaizinana. Ho eo anilanao ny anjely any an-danitra raha manao izany ianao, hanampy anao hahazo fanahy ho an’i Kristy (...)HAT 199.2

    Ry tanora namana malala, tsarovy fa tsy ilaina ny ho pasitora voahosotra mba hanompoana ny Tompo. Misy fomba maro hahafahana miasa ho an’i Kristy. Mety tsy hisy mihitsy tanan’olombelona hipetraka eo aminao ho fanosorana, kanefa Andriamanitra dia afaka hanome anao ny fahamendrehana ho amin’ny asa fanompoana Azy. Afaka ny hiasa amin’ny alalanao Izy ho famonjena ny fanahy. Raha nianatra tao amin’ny sekolin’i Kristy, dia ho mora fanahy sady tsy miavona am-po ary homeny anao ny teny izay holazainao noho ny Aminy (...).HAT 199.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents