Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahamarinana ao Anaty

    Asehon’ny fahamarinana eny ivelany ny fahamarinana ao anaty. Tsy mba mafy fo na tsy maha-te ho tia ireo izay marina ao anaty, fa mitombo amin’ny fitoviana amin’i Kristy isan’andro izy, mitombo amin’ny hery. Izay hamasinin’ny fahamarinana dia mahonon-tena ary mizotra amin’ny dian-tongotr’i Kristy mandra-pihaonan’ny fahasoavana amin’ny voninahitra. Isaina ny fahamarinana izay anamarinana antsika, zaraina kosa izay anamasinana antsika. Zo hidirantsika ny lanitra ny voalohany; ny faharoa kosa no alalana hitoerantsika any. -RH, 4 Jona 1895.HAT 22.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents