Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana Fahafito — Fahasalamana sy Fahombiazana

    Satria ny saina sy ny fanahy miseho amin’ny alalan’ny vatana, noho izany ny asa saina sy fanahy dia miankina amin’ny herim-batana. Vokatr’izany, izay rehetra manatsara ny fahasalamana dia mifaninana hanatsara ny herin’ny fanahy sy ny toetra voalanjalanja. Raha tsy misy fahasalamana, dia tsy misy olona afaka hahazo sy hahatanteraka ara-dalàna ny andraikiny eo amin’ny tenany sy ny manodidina azy ary ny Mpamorona. Ilaina noho izany ny fikarakarana ny fahasalamana. Ny fandaharam-pampianarana rehetra dia tokony hanomboka amin’ny fianarana ny momba ny vatana sy ny fahadiovana. - Ed, t. 195.HAT 205.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents