Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 71 — Fahalalana ny amin’ny Fiainana

    Inona no azo atao hampiatoana ny onjan’ny aretina sy ny fanamelohana izay manosika ny fianakavian’olombelona ho any amin’ny fahapotehana sy ny fahafatesana? Raha toa avy amin’ny fihinanana sy ny fahafinaretana no antony voalohany mahatonga ny ratsy, mifanohitra amin’izany kosa, dingana voalohany mankany amin’ny fivoarana ny fahononan-tena sy ny fahaizana mifehy tena.HAT 205.2

    Raha te hahazo fihatsarana maharitra ao amin’ny fiarahamonina ny olona, dia tokony hampianarina izy manomboka amin’ny fahazazany. Ny hoavin’ny lehilahy na vehivavy iray amin’ny kapobeny dia fantatra amin’ny fahazarana azony nandritra ireo taona voalohany teo amin’ny fiainany, amin’ny alalan’ny tsiro voarainy, ny fandresena azony amin’ny tenany ihany ary eo amin’ny fomba fiainany manomboka hatramin’ny fahazazany. Ny heloka sy ny fahalovana vokatry ny tsy fahononan-tena sy ny fitondran-tena baranahiny dia azo ialana amin’ny fampianarana mifanaraka amin’izany mandritra ny fahatanorany.HAT 205.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents