Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fivavahana sy ny Fahasalamana

    Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena” -Sal. 111:10. Raha ny olona heniky ny fahotana no miandry amin’ny fahamarinan’Andriamanitra, hazavain’ny Teniny, dia hahazo fahalalana. Raha miantraika ao amin’ny fo ny fahamarinana dia manome herin-tsaina, fahatakaran-tsaina mazava kokoa. Miankina amin’Ilay Vatolampy izany fanahy izany. Hihatsara ny fahasalamana toy ny fihatsaran’ny fiarovana ao amin’i Kristy. Izany no ifampiankinan’ny fivavahana sy ny fahasalamana. — Testemonies for the Church, b. 4, tt. 553-554.HAT 214.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents