Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 77 — Vavaka, Hery ho Antsika

    Amin’izao andro farany izao, dia tsy misy fiarovana ho an’ny tanora afa-tsy ny fahamalinana sy ny vavaka. Ireo zatovo mpamaky ny Tenin’Andriamanitra sy mifandray Aminy dia hahazo aina ao amin’Ilay Loharanon’aina. Hahatratra ny fahatsarana sy ny fahalalana tsy hay takarina izy. Ny fifandraisana amin’Andriamanitra dia hampitombo ny saina madio, aingam-panahy mendrika, fahatsapana mazava ny marina sy atrik’asa ambony indrindra. Handray ho zanany izay miray Aminy Andriamanitra. Hahatratra ny avo indrindra izy ary hanana fijery mazava ny amin’Andriamanitra sy ny mandrakizay ka hataony fantsona hikorianan’ny fahazavana sy ny fahendrena ho an’izao tontolo izao.HAT 215.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents