Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahalalana ny Sitrapon’Andriamanitra

    Miankina amin’ny fahalalantsika ny sitrapon’Andriamanitra voalaza ao amin’ny Teniny ny famonjena antsika. Aoka tsy hiato amin’ny fangatahana sy amin’ny fitadiavana ny fahamarinana. Ilainao ny mahafantatra fa mila famonjena ianao. Amin’ny alalan’ny Tenin’Andriamanitra irery ihany no ahafantaranao ny sitrapony. Tsy maintsy miasa sy voasedra ny finoanao. Diniho ny teny ary fantaro fa misy Andriamanitra ary Izy no hamaly izay mazoto mitady Azy.HAT 227.3

    Tadiavo amin’ny fo noana sy mangorakoraka ny sakafom-panahy avy amin’ny Baiboly! Halalino ny teny, toy ny mpitrandraka mitady ny lalam-batom bolamena. Aza mijanona mihitsy raha tsy efa fantatrao ny fifandraisan’Andriamanitra sy ny faniriany aminao. — YI, 24 Jol. 1902HAT 227.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents