Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fianarana Ombam-Panajana ny Baiboly

    Tokony hianatra amim-panajana ny Baiboly sy amin’ny faha-tsapana ny fanatrehan’Andriamanitra isika. Aoka hampanalavirina ny faninitsiniana sy ny fanivaivana amin’ny endriny rehetra. Misy amin’ireo teny no mora azo fa misy koa ireo sasany sarotra raisina. Mila fianarana amin’ny faharetana sy fifantohana arahim-bavaka izany. Tokony hangataka ny fanatrehan’ny Fanahy Masina ny tsirairay amin’ny fandinihana ny Soratra Masina izay efa nampanantenaina fa homena.HAT 228.1

    Ny Fanahy izay miara-mianatra aminao ny Soratra Masina no hilaza ny toetr’izay eo akaikinao. Ny anjelin’ny mazava no ho eo anilan’izay mitady an’Andriamanitra amin’ny faharetana. Ho eo anilanao sy hahajamba anao i Satana ka tsy hahita ny fahamarinana tsotra ao amin’ny Tenin’Andriamanitra ianao raha mianatra ny teny amin’ny faniratsirana sy amin’ny fitadiavana ny mahafinaritra ary fo feno fahatokian-tena fotsiny ihany. - TM, tt. 107, 108HAT 228.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents