Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 85 — Ny Baiboly, Mpampianatra

    Tsy misy afaka ny hifaninana amin’ny Baiboly eo amin’ny tontolon’ny fampianarana. Mirakitra ny tantara lehibe sy ela indrindra noho izay ananantsika izy. Avy ao amin’ny Loharanon’ny Fahamarinana, Ilay Tanana Lehibe no mitahiry ny fahitsian-taona maro nifandimby. Manazava ny lasa izy, izay tsy hitan’ny fikarohan’olombelona. Ny teny ihany no milaza amintsika Ilay hery namorona ny tany ary nanenika ny lanitra. Ao aminy irery ihany no ahitantsika ny niavian’ny olombelona sy ny firenena rehetra. Ao irery ihany koa no ahitana ny fitantarana ny fanandratan-tenan’ny olombelona sy ny fitsaratsarany.HAT 229.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents