Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 86 — Fanajana

    Nomena fahafahana hanome voninahitra an’Andriamanitra ianao ry tanora. Noho izany dia mila mihodina tsy hijery ny zavatra manidintsidina, maivan-danja ary zava-poana fa ho amin’ny zavatra mandrakizay ny fisainanao sy ny fijerinao.HAT 231.2

    Miaina amin’ny taonjato izay tokony hiankohofantsika amin’ny Mpamonjy isika. «Miareta tory sy mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ny fakam-panahy”. Iray amin’ny fakam-panahy mahazo ny tanora ny faniratsirana ny zava-panahy. Masina loatra Andriamanitra ka ho toy ny vavahadin’ny lanitra ny fanahy tsirairay izay mino sy mivavaka ary koa ny trano sy ny toerana hanaovana fanompoam-pivavahana. Ireo hira fiderana, ireo tenin’i Kristy ambara, dia samy fomba ampiasain’Andriamanitra hanomanana ny vahoakany ho amin’ny fiangonana any an-danitra, izay tsy ahazoan’ny tsy masina sy ny mpaniratsira handraisany anjara (...)HAT 231.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents