Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 87 — Fanantenana Miorim-Paka

    Ahoana no ahafantarana fa manaiky anao Andriamanitra? Ianaro amim-bavaka ny Tenin’Andriamanitra. Aoka tsy hatao an-kilabao ka ho resin’ny boky hafa ny famakiana izany. Izy no mandresy lahatra amin’ny fahotana ary manazava ny lalam-pamonjena. Mampahafantatra ny valisoa be voninahitra izy. Nampahafantatra Ilay Mpamonjy lehibe sy ny famindrampony fa izany irery ihany no afaka hamonjy anao.HAT 233.3

    Aoka tsy hamaivanina ny fanaovam-bavaka fa io no andrin’ny fanahy. Angataho mafy ny hananana fo madio, hazony mandrakariva, tadiavo izay fahadiovan’ny fanahy. Mijanona eo anoloan'Andriamanitra mandra-panomezany ny fofonaina mahavelon’ny famonjena anao ka hahazoanao ny fanadiovana amin’ny ota.HAT 234.1

    Tsy tokony hitoetra eo ambony fasika ny fanantenana ny fiainana mandrakizay. Adidy tsy maintsy tanterahina amin’ny fifandraisana amin’ny tena sy amin’Andriamanitra izany ary ho mandrakizay. Fanantenana tsy azo antoka no hitarika ny ho fahapotehanao. Satria amin’ny Tenin’Andriamanitra no hanamelohana na hanamarinana anao, izy no tokony hangatahina hitarika sy hampianatra izay hahatonga anao ho tena kristianina. Aza avela ny fiadiana, aza mitsoaka an-daharana eo amin’ny ady raha tsy azo ny fandresena avy amin’ny Mpamonjy. — Témoignages pour l'Eglise, b.1, tt. 60, 61.HAT 234.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents