Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Idealy Ambony Hotratrarina

    Ambony lavitra noho izay ambony indrindra takatry ny sain’olombelona ny idealin’Andriamanitra ho an'ny zanany. Ny toetr’ Andriamanitra -fitoviana amin’Andriamanitra -no tanjona hotratrarina. Lalana ho amin’ny fandrosoana mitohy no misokatra eo anoloan’ny mpianatra. Manana taranja hotanterahina izy, faritra iray hotratrarina, izay mahafaoka izay tsara sy madio ary manan-kaja. Handroso faran’izay haingana ary amin’izay farany azo aleha amin’ny sampan’ny fahalalana marina rehetra izy. Nefa hitodika amin’ny tanjona ambony lavitra noho izay tombontsoa feno fitiavan-tena sy tsy maharitra ny ezaka rehetra hataony, dia toy ny haavon’ny lanitra amin’ny tany. — Ed, tt. 18,19.HAT 27.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents