Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Sorona Hovaliana Soa

    Fa ny fananana nampiasainao hitahiana ny hafa dia hitondra tamberiny aminao. Ny harena nampiasaina araka ny rariny dia hahavita soa betsaka. Hisy fanahy ho azon’i Kristy. Izay manaraka ny drafitra nomen’i Kristy eo amin’ny fiainana dia hahita any amin’ny lapan’ny lanitra ireo izay niasany sy nanaovany fahafoizan-tena teto an-tany. Ho feno fankasitrahana ireo voavotra raha mahatsiaro ireo izay nataon’Andriamanitra ho fiasana teo amin’ny famonjena azy. Ho sarobidy ho an’ireo izay mahatoky teo amin’ny asa famonjena fanahy ny lanitra. - Henoinareo Ny Fanoharana, t. 388HAT 263.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents