Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Zo Amin’ny Fananan’Andriamanitra

    Nohamasinin’Andriamanitra ny ampahafolony avy amin’ny tombom barotra na avy amin’ny tany na avy amin’ny fijinjam-bary na avy amin’ny biby fiompy na avy amin’ny vokatry ny asan’ny tanany na ny saina; nohamasininy koa ny ampahafalony faharoa ho an’ny mahantra na ho an’ny asa tsara. Izany rehetra izany dia manery ny olona hitadidy hatrany fa Andriamanitra no Tompon’ny zava-drehetra ary ny olona dia fantsona ikorianan’ny fitahian’Andriamanitra ho amin’ny tany. Izany fampianarana izany no natokana hamono ny fitiavan-tena sy ho fampiasana ary ho fampitomboana amin’ny fomba malalaka sy amim-pahendrena ny fahafahan’ny toetra. -Ed, t. 44.HAT 266.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents