Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Ampahafolony

    Nasongadina tamin’ny fomba manokana mihitsy: Ahy avokoa ny ampahafolony amin’ny fanananao rehetra, tsy maintsy entina hamahanana hanina ao an-tranoko ny fanomezana sy ny fanatitra rehetra mba hampandrosoana ny asako, mba hanohanana ny asa fitoriana atao any amin’ny tany mbola feno haizina.HAT 269.1

    Moa mbola misy ve ho sahy handà izay efa an’Andriamanitra, ka ho mpitantam-pananana tsy mahatoky ary handevina ny talenta izay nomena azy ireo? Moa ve ho sahintsika ny hitady fialan-tsiny amin’ny tsy fahatokiana asehontsika ary hiteny manao hoe: «Tompoko, fantatro fa olona mila voatsiary hianao, mijinja eny amin'izay tsy namafazanao, ary manangona eny amin’izay tsy nanahafanao dia natahotra aho ka lasa nandevina tao anatin'ny tany; indry lasanao ny anao ». Tsy mba ho faly ve isika haneho fankasitrahana an’i Jehovah amin’ny alalan’ny fanatitra aterintsika. - YI, 26 Aog. 1897.HAT 269.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents