Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 103 — Fanomezana amin’ny Andro Fety

    Efa manantomotra ny andro fety. Tokony heverina mandrakariva ny tombambidin’ny vola lanintsika isan-taona ho an’ireo izay tsy mila izany akory. Manan-danja loatra mantsy ny fahazarana sy ny fomba amam-panao ka toa ananan-tsiny amin’ireo namana ny tsy fanomezana azy izany. Kanefa tokony hotadidintsika mandrakariva fa ambony lavitra noho ireo namantsika etỳ an-tany Ilay Mpanome avy any an-danitra. Moa tsy vanim-potoana tokony hanomezantsika fanatitra ho an’i Jehôvah va ny vanin’androm-pety toy ireny? Na dia ny ankizy aza dia manana andraikitra handray anjara amin’izany. Anisan’ny fanaovana ny iraka napetraky ny Tompo ny fanomezana akanjo sy zavatra maro samy hafa ilain’ny mahantra.HAT 271.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents