Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanomezana ho an’Andriamanitra

    Aoka ireo milaza azy ho mino ny fahamarinana mba hanao ady marika amin’ireo vola laniny amin’ny fahafinaretan’ny nofony sy ny fitiavan-kanina ary ny fifaninanana amin’ny hafa amin’ny andro fety isan-taona. Ataovy ny kajy amin’ny vola tsy toko tsy forohana lany tsy amin’antony ary fantaro ny tokony ho nanaovana izany sy ny tokony ho nangonina hanaovana ny asan’Andriamanitra ka tsy ho nanomezana tsiny ny tena sy ny fanahinao.HAT 272.3

    Azo atao ny manolotra na be na kely ho fampandrosoana, azo atao hanamaivanana ny trosa tokony haloa eo amin’ny asan’Andriamanitra izany. Manaraka izany, maro ireo misiônera, olona manolo-tena vonona hanompo sy hiasa tokony halefa any an-tany lavitra ary mila vola handefasana azy ireny. Maro amin’izy ireny anefa no mba maniry ny hifaly, toa anao izay mihevitra fa tsy maintsy manao fandaniana toy izao, kanefa tsy maintsy mihafy manao tahiry hampandrosoana ny asa. Tsy afa-manoatra izy ireny. - RH, 21 Nôv. 1878.HAT 273.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents