Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 8 — Mananika ny Havoana

    Eo am-pamolavolana toetra kristianina tanteraka, dia ilaina ny fitozoana amin’ny fanaovana ny tsara. Tiako ny hanantitra amin’ny tanorantsika ny maha-zava-dehibe ny faharetana sy ny fikirizana amin’ny asa famolavolana toetra. Hatrany amin’ny taonan’ny fahazazana dia tsara ny mandrary ao amin’ny toetra ny foto-kevitry ny fahitsiana, mba hahatraran’ny tanora ny fetra ambony amin’ny maha-olona. Tokony hohazoniny mandrakariva eo anoloan’ny masony ny fahalalana fa olom-boavidy izy ireo ka tokony hankalaza an’Andriamanitra amin’ny tenany sy ny fanahiny, izay Azy (...)HAT 31.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents