Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Hery Hiatrika Ady

    Manimba ny toetry ny ankizy tokoa ny vanin’andro ankehitriny. Misy rivo-doza mitsoka manosika azy ireo ho any amin’ny fahaverezana: mila hery ambony noho izy ireo hanafaka azy amin’izany. Ny ankamaroan’ireo babon’i Satana dia tanora Kristianina tokony hanandratra ny fo amam-panahiny ho eo amin’Andriamanitra vao manaraka ireo adidy aman’andraikitra maro samy hafa ao an-tokantrano. Tokony hianatra hanaja ny oran’ny fanompoam-pivavahana ny ankizy. Tokony hivondrona ka hivavaka ny mpianakavy alohan’ny hiaingana ao an-tokantrano SY alohan’ny hamonjena ireo asa aman-draharaha any ivelany: adidin’ny ray izany, ary raha tsy eo izy dia andraikitry ny reny, ny mangataka ny fiarovan’ny Tsitoha ho an’ny tontolo andro (...)HAT 294.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents