Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Zaza tsy Mahari-Pery

    Misy amin’ny zanaka no tsy mahatohitra ny fakam-panahy ny amin’ny fitandremana ny Sabata; mihevitra izy fa manao didiko fe lehibe ny ray aman-dreny amin’ny fampianarana azy izany. Mazana tsy mahafaly azy izany, misy fahasorenana eo amin’izay manao ny soa sy ny tsara ho azy ireo. Kanefa hisaotra sy hankasitraka ireo ray aman-dreniny izy ireo any aoriana kely raha mbola maharitra ny andron’ny tany noho ny fikendren’izy ireo izay nahasoa azy nandritra izay taona maron’ny fanandramana teo amin’ny fiainany izay (...)HAT 294.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents