Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fivavahana tsaraina amin’ny Fitafy

    Ry tanora zazalahy sy zazavavy, tsy amin’ny fanarahanao ny lamaody feno amboradara sy ny volamena ary ny haingo maro samy hafa tsy akory no itarafana ny fivavahanao na ny foto-pinoanao. Ny olona mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy dia hahafantatra ny fahalemen-tsaina sy ny fireharehan’ny fony. Aoka ho tsotra nefa mendrika ny fomba fiakanjonao, ry tanora zazavavy isany; tsy misy mitaratra ny fahazavanao ankoatra ny fahatsoran’ny toetra asehonao sy ny fitafianao. Azonao asongadina amin’izany ny fampitahanao ny zavatra mandrakizay mihoatra lavitra amin’ny zava-mandalo eo amin’ny fiainanao etỳ an-tany. — TFC, b.3, tt. 376.HAT 303.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents