Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsara sy Mendrika

    Tokony ho tsotra sy mendrika no sady tsara ary mifanara-doko ny fitafiantsika kanefa mateza fa tsy atao hanaitra ny maso. Aoka ho azo antoka ny hafanany sy ny fiarovana ilaina avy aminy. Ny vehivavy hendry araka ny lazain’ny olon-kendry dia « tsy manahy ny oram-panala amin’ny ankohonany izy, fa ny ankohonany rehetra samy voatafy volon'ondry mena avokoa » -Ohab. 31:21.HAT 306.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents