Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ambony Hatrany!

    Na manao ahoana ny habe na hakelin’ny talenta anananao, dia tsarovy fa nomena anao ireo ho fanehoam-pitokiana ihany. Tsapain’Andriamanitra ianao hahafahanao maneho raha marina ianao. Ananany trosa mikasika ireo fahaizana rehetra ireo ianao. Azy ny herim-batana, herin-tsaina, herim-panahy anananao ary ho Azy no hampiasana ireo rehetra ireo. Ny fotoanao, ny hery miasa mangina avy aminao, ny fahaizanao, ny hakinganao, dia hampamoahina eo anatrehany izay nanome ireny. Izay mitady hanatanteraka amin’ny fo rehetra ny drafitra lehiben’Andriamanitra hanavotana ny olombelona no mampiasa amin’izay tsara indrindra ny talentany.HAT 34.3

    Mahareta amin’ny asa natombokao, mandra-pisesin’ny fandresena. Tezao hanana tanjona ny fiainanao. Banjino hatrany ny filamatra ambony indrindra, hanatanterahanao izay tsara kokoa, ka haneho ny voninahitr’Andriamanitra. -YI, 25 Jan. 1910.HAT 34.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents