Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mahatoky amin’ny Kely

    Ireo ezaka tsy miato kanefa voarindra no hahazo ny valisoan’ny fandresena. Ireo maniry hanao zava-dehibe ho an’izao fiainana izao dia tsy maintsy hanomboka hanao izany tsikelikely ary mampifanaraka izany amin’ny sitrapon’Andriamanitra. Fa tsy mba hahita fahombiazana ireo izay tonga dia manao tifi-danitra avy hatrany (...)HAT 322.1

    Ny fanaovan’ny tanora asa tsara amim-pahatokiana tsikelikely, miaraka amin’ny famerimberenana izany, dia hanana tombany manokana eo anatrehan’i Jehôvah mihoatra noho ny fanaovana zava-mahagaga lehibe iray, ary mahatsara laza ny tanora ihany koa (...)HAT 322.2

    Afaka mandray anjara amin’ny fanaovana asa tsara amin’ny famonjena fanahy ny tanora. Manana andraikitra manokana eo anatrehan’Andriamanitra izy ireny amin’ny fampiasana ny talenta nomena azy. Aoka ireo zanakalahy sy zanakavavin’Andriamanitra hahatsapa ny maha-zava-dehibe izany andraikitra izany. Aoka hampiasa ny fahafaha-manao nomena azy amin’ny lafiny rehetra izy. — YI, 1 Jan. 1907.HAT 322.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents